Leviticus 7:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hodoran’ny mpisorona ho fofona eo ambonin’ny alitara ny jaboran’ny fanatiny, fa ny tratrany kosa dia ho an’i Arona sy ireo zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sabora hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny ôtely; ary ny tratrany dia ho an’i Aarôna mbamin’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny alitara ny tavin-kena; fa ny tratrany kosa dia ho an’i Aharôna sy ireo taranany.
Malagasy Bible 1865
Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona eo ambonin'ny alitara ny saborany; fa ny tratrany kosa dia ho an'i Arona sy ireo zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hodoran’ny mpisorona ho fofona eo ambonin’ny alitara ny jaboran’ny fanatiny, fa ny tratrany kosa dia ho an’i Arona sy ireo zanany.
malagasy
Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona eo ambonin'ny alitara ny saborany; fa ny tratrany kosa dia ho an'i Arona sy ireo zanany.