Leviticus 7:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny feny havanana dia halainareo amin’ny fanati-pihavananareo ka homenareo ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo ny mpisorona koa ny feny ankavanana, ho fanatitra nalaina avy amin’ny sorom-pihavananareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halainareo avy amin’ilay biby sorom-pihavanana kosa ny feny ankavanana, ka homenareo ny mpisorona:
Malagasy Bible 1865
Ary ny soroka ankavanana dia homenareo ny mpisorona ho fanatitra asandratra avy amin'ny fanati-pihavananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny feny havanana dia halainareo amin’ny fanati-pihavananareo ka homenareo ny mpisorona.
malagasy
Ary ny soroka ankavanana dia homenareo ny mpisorona ho fanatitra asandratra avy amin'ny fanati-pihavananareo.