Leviticus 7:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray amin’ireo zanak’i Arona izay manolotra ny ran’ny fanati-pihavanana sy ny jaborany no hahazo ny feny havanana ho anjarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny feny ankavanana dia ho anjaran’izay iray amin’ireo zanak’i Aarôna hanolotra ny ra aman-tsaboran’ny sorom-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
io feny ankavanana io dia ho anjaran’izay iray amin’ny taranak’i Aharôna hanolotra ny ra aman-tavin-kenan’ny sorom-pihavanana,
Malagasy Bible 1865
Ny anankiray amin'ny zanak'i Arona izay manatitra ny ran'ny fanati-pihavanana sy ny saborany no hanana ny soroka ankavanana ho anjarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray amin’ireo zanak’i Arona izay manolotra ny ran’ny fanati-pihavanana sy ny jaborany no hahazo ny feny havanana ho anjarany.
malagasy
Ny anankiray amin'ny zanak'i Arona izay manatitra ny ran'ny fanati-pihavanana sy ny saborany no hanana ny soroka ankavanana ho anjarany.