Leviticus 7:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tratran’ny fanatitra asandratra sy ny feny nalaina avy tamin’ny fanatitra dia efa nalaiko tamin’ny Zanak’Israely avy amin’ny fanati-pihavanany ary nomeko ho an’i Arona mpisorona sy ireo zanany, ho anjarany maharitra avy amin’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa natokako avy amin’ny sorom-pihavanan’ny zanak’i Israely, ny tratrany ahevaheva, sy ny sorona avahana, ka atolotra ho an’i Aarôna sy ny zanany ho anjara asain-kaloan’ny zanak’i Israely ho azy hatrany hatrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria alain’ny TOMPO avy amin’ny sorom-pihavanan’ny Israelita ny tratrany nahevaheva sy ny feny navahana, ka nomeny an’i Aharôna sy ireo taranany, mba ho anjara raikitra ho azy hatrany hatrany avy amin’ny Israelita.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny tratra ahevaheva sy ny soroka asandrata dia efa nalaiko tamin'ny Zanak'Isiraely avy amin'ny fanati-pihavanany, ary nomeko ho an'i Arona mpisorona sy ny zanany, ho anjarany mandrakizay avy amin'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tratran’ny fanatitra asandratra sy ny feny nalaina avy tamin’ny fanatitra dia efa nalaiko tamin’ny Zanak’Israely avy amin’ny fanati-pihavanany ary nomeko ho an’i Arona mpisorona sy ireo zanany, ho anjarany maharitra avy amin’ny Zanak’Israely.
malagasy