Leviticus 7:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay nodidian’NY TOMPO mba homena azy avy amin’ny Zanak’Israely amin’ilay andro hanosorana azy, ho lalàna maharitra amin’ny taranany fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nasain’i Iaveh nomen’ny zanak’i Israely azy ireo, hatramin’ny andro nanosorana azy, ka tsy maintsy aloa tsy tapaka hatrany amin’ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodidian’ny TOMPO mihitsy izany mba homen’ny Israelita azy ireo, manomboka amin’ny andro nanokanana azy ho mpisorona.
Malagasy Bible 1865
dia izay nandidian'i Jehovah homena azy avy amin'ny Zanak'Isiraely amin'ilay andro anosorana azy, ho anjarany mandrakizay amin'ny taranany hatramin'ny fara mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay nodidian’NY TOMPO mba homena azy avy amin’ny Zanak’Israely amin’ilay andro hanosorana azy, ho lalàna maharitra amin’ny taranany fara aman-dimby.
malagasy
dia izay nandidian'i Jehovah homena azy avy amin'ny Zanak'Isiraely amin'ilay andro anosorana azy, ho anjarany mandrakizay amin'ny taranany hatramin'ny fara mandimby.