Leviticus 7:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay didy nomen’NY TOMPO an’i Mosesy tao amin’ny tendrombohitra Sinay, tamin’ny andro izay nanomezany didy ny Zanak’Israely hanolotra ny fanatiny ho an’NY TOMPO, tany an-tany efitr’i Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy tany an-tendrombohitra Sinaia, tamin’ny andro nandidiany ny zanak’i Israely hanatitra ny fanatiny amin’i Iaveh tany an’efitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay tany an-taniefitra ireny, dia tamin’ny andro nandidian’ny TOMPO hanateran’ny Israelita sorona aminy.
Malagasy Bible 1865
izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy tao amin'ny tendrombohitra Sinay, tamin'ny andro izay nandidiany ny Zanak'Isiraely hanatitra ny fanatiny ho an'i Jehovah, tany an-efitr'i Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay didy nomen’NY TOMPO an’i Mosesy tao amin’ny tendrombohitra Sinay, tamin’ny andro izay nanomezany didy ny Zanak’Israely hanolotra ny fanatiny ho an’NY TOMPO, tany an-tany efitr’i Sinay.
malagasy
izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy tao amin'ny tendrombohitra Sinay, tamin'ny andro izay nandidiany ny Zanak'Isiraely hanatitra ny fanatiny ho an'i Jehovah, tany an-efitr'i Sinay.