Leviticus 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe; hatao indray manala amin’ny voany no fakàna ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny voany roa mbamin’ny fonom-boany izay miraikitra amin’ny faritry ny voany, ny saron’atiny izay hoendahana ao akaikin’ny voany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hatao indray manala amin’ny voany.
Malagasy Bible 1865
ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hatao indray manala amin'ny voany no fanaisony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe; hatao indray manala amin’ny voany no fakàna ireo.
malagasy
ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hatao indray manala amin'ny voany no fanaisony izany.