Leviticus 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hodoran’ny mpisorona ho fofona eo ambonin’ny alitara ho fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO ireo. Fanati-panonerana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny ôtely izany, ho sorona atao amin’ny afo ho an’i Iaveh. Sorona fanonerana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodoran’ny mpisorona hanetona eo ambonin’ny alitara ireo, ho sorona levonina amin’ny afo ho an’ny TOMPO: sorom-panonerana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona eo ambonin'ny alitara ireo ho fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; dia fanati-panonerana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hodoran’ny mpisorona ho fofona eo ambonin’ny alitara ho fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO ireo. Fanati-panonerana izany.
malagasy
Ary hodoran'ny mpisorona ho fofona eo ambonin'ny alitara ireo ho fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah; dia fanati-panonerana izany.