Leviticus 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no mahazo mihinana izany; eo amin’izay fitoerana masina no hihinanany azy. Zavatra tena masina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no hihinana amin’izany, ka eo amin’ny toerana masina no hihinanany azy; zava-masina dia masina izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lehilahy rehetra anisan’ny mpisorona no mahazo mihinana ny hena; eo amina faritra voatokana no hihinanany azy, satria zava-masina dia masina izany.
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona no mahazo mihinana izany; eo amin'izay fitoerana masina no hihinanany azy: masina dia masina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehilahy rehetra amin’ny mpisorona no mahazo mihinana izany; eo amin’izay fitoerana masina no hihinanany azy. Zavatra tena masina izany.
malagasy
Ny lehilahy rehetra amin'ny mpisorona no mahazo mihinana izany; eo amin'izay fitoerana masina no hihinanany azy: masina dia masina izany.