Leviticus 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahazo ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo izay aterin’ny olona ilay mpisorona izay manao ny fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona manolotra ny sorona dorana avy amin’ny olona, dia hanana ny hoditry ny zavatra natao sorona dorana avy aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy sorona dorana manontolo aterin’olona, dia hahazo ny hoditr’izany ilay mpisorona manolotra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay mpisorona manatitra ny fanatitra dorana izay aterin'ny olona dia hahazo ny hoditr'izany fanatitra dorana nateriny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahazo ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo izay aterin’ny olona ilay mpisorona izay manao ny fanatitra.
malagasy
Ary ilay mpisorona manatitra ny fanatitra dorana izay aterin'ny olona dia hahazo ny hoditr'izany fanatitra dorana nateriny izany.