Leviticus 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay voaendy amin’ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin’ny vilany fahandroana na amin’ny lapoaly dia ho an’ilay mpisorona manolotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanatitra rehetra nendasina tamin’ny lafaoro, na nandrahoina tamin’ny kasirôlina, na tamin’ny lapoaly, dia an’izay mpisorona manolotra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanatitra masaka rehetra, nendasina tamin’ny lafaoro na tamin’ny lapoaly na tamin’ny takela-by, dia an’ilay mpisorona manolotra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanatitra hohanina rehetra izay voaendy am in'ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin'ny vilany fandrahoana, na amin'ny lapoely, dia ho an'ilay mpisorona manatitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay voaendy amin’ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin’ny vilany fahandroana na amin’ny lapoaly dia ho an’ilay mpisorona manolotra azy.
malagasy
Ary ny fanatitra hohanina rehetra izay voaendy am in'ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin'ny vilany fandrahoana, na amin'ny lapoely, dia ho an'ilay mpisorona manatitra azy.