Leviticus 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’i Mosesy ny diloilo fanosorana ka nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ary nohamasininy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’i Môizy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny Fonenana mbamin’izay rehetra tao anatiny, ka nohamasininy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naka ny menaka fanosorana i Mosesy, dia nanosotra sy nanokana ny Fonenan’Andriamanitra mbamin’ny zavatra rehetra tao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'i Mosesy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ka nohamasininy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’i Mosesy ny diloilo fanosorana ka nohosorany ny tabernakely* sy izay rehetra tao ary nohamasininy.
malagasy
Ary nalain'i Mosesy ny diloilo fanosorana dia nohosorany ny tabernakely sy izay rehetra tao ka nohamasininy.