Leviticus 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namafazany impito teo ambonin’ny alitara ny diloilo, nohosorany avokoa ny alitara mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany mba hahamasina azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofafazany izany impito ny ôtely; nohosorany avokoa ny ôtely sy ny fanaka rehetra momba azy mbamin’ny tavy amam-paladiany, mba hahamasina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namafazany menaka impito teo ambonin’ny alitara ary nohosorany menaka avokoa ny alitara sy ny fanaka momba azy ary ny fitobian-drano boribory mbamin’ny tongony mba ho voatokana ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia namafazany impito teo ambonin'ny alitara ny diloilo; ary nohosorany avokoa ny alitara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany hahamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namafazany impito teo ambonin’ny alitara ny diloilo, nohosorany avokoa ny alitara mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny koveta sy ny faladiany mba hahamasina azy ireny.
malagasy
Dia namafazany impito teo ambonin'ny alitara ny diloilo; ary nohosorany avokoa ny alitara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny tavy sy ny faladiany hahamasina azy.