Leviticus 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandrarahany teo amin’ny lohan’i Arona avy eo ny diloilo fanosorana ka nanosotra azy izy mba hanamasinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia norotsahany diloilo fanosorana ny lohan’i Aarôna, ka nohosorana izy, mba hahamasina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandrotsahany menaka fanosorana teo amin’ny lohan’i Aharôna; ka nohosorany i Aharôna mba ho voatokana ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanidinany teo amin'ny lohan'i Arona ny diloilo fanosorana, ka nanosotra azy izy hahamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandrarahany teo amin’ny lohan’i Arona avy eo ny diloilo fanosorana ka nanosotra azy izy mba hanamasinana azy.
malagasy
Ary nanidinany teo amin'ny lohan'i Arona ny diloilo fanosorana, ka nanosotra azy izy hahamasina azy.