Leviticus 8:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentiny nanatona koa ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana. Koa nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana i Arona sy ireo zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy naroso ny ombalahy hatao sorona noho ny ota, ka i Aarôna sy ny zanany nametra-tanana teo ambonin’ny lohan’ny ombalahy hatao sorona noho ny ota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nasain’i Mosesy nentina ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ombilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny nanatona koa ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentiny nanatona koa ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana. Koa nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana i Arona sy ireo zanany.
malagasy
Ary nentiny nanatona koa ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota.