Leviticus 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ilay vantotra ombilahy, ny hodiny ary ny henany sy ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby, araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tenan’ny ombalahy kosa, ny hodiny, ny nofony, ary ny tain-drorohany, dia nodorany tany ivelan’ny toby, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny tenan’ny ombilahy kosa, izany hoe ny hodiny sy ny nofony ary ny dikin-drorohany, dia nodorana tany ivelan’ny toby, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny hoditry ny vantotr'ombilahy sy ny henany ary ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin'ny afo teny ivelan'ny toby, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ilay vantotra ombilahy, ny hodiny ary ny henany sy ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby, araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Fa ny hoditry ny vantotr'ombilahy sy ny henany ary ny tain-drorohany kosa dia nodorany tamin'ny afo teny ivelan'ny toby, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.