Leviticus 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novonoina iny ka nofafazan’i Mosesy ra ny manodidina ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novonoina izy, ary i Môizy nanidina ny rany manodidina tamin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novonoin’i Mosesy io, ary ny rany dia nafafiny manodidina tamin’ny rindrin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia novonoina iny; ary Mosesy nanipy ny rà manodidina tamin'ny lafin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novonoina iny ka nofafazan’i Mosesy ra ny manodidina ny alitara.
malagasy
Dia novonoina iny; ary Mosesy nanipy ny rà manodidina tamin'ny lafin'ny alitara.