Leviticus 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norasainy tsara ny ondrilahy dia nodoran’i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny jaborany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany norasainy ho voatetika ny ondralahy, dia nodoran’i Môizy hanetona ny lohany mbamin’ny tetiny ary ny saborany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, nataony rasa vaventy ilay ondrilahy, ka nodorany hanetona ny lohany sy ny hena voarasa ary ny taviny;
Malagasy Bible 1865
Ary norasainy tsara ny ondrilahy; dia nodoran'i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny saborany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norasainy tsara ny ondrilahy dia nodoran’i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny jaborany.
malagasy
Ary norasainy tsara ny ondrilahy; dia nodoran'i Mosesy ho fofona ny lohany sy ireo voarasa ireo ary ny saborany.