Leviticus 8:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny nanatona koa ny ondrilahy faharoa, dia ny ondrilahy fanokanana; ary nametraka ny tanany tamin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasainy naroso koa ny ondralahy anankiray, ny ondralahy fanokanana; ka i Aarôna sy ny zanany nametra-tanana teo ambonin’ny lohan’ny ondralahy aloha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany, nasain’i Mosesy nampanatonina ny ondrilahy faharoa, dia ilay ondrilahy hanaovana ny sorona fanokanana; ka i Aharôna sy ny zanany no nametra-tanana teo amin’ny lohan’ilay ondrilahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny nanatona koa ny ondrilahy anankiray, dia ny ondrilahy fanokanana; ary Arona sy ny zanany dia nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny ondrilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny nanatona koa ny ondrilahy faharoa, dia ny ondrilahy fanokanana; ary nametraka ny tanany tamin’ny lohan’ny ondrilahy i Arona sy ireo zanany.
malagasy
Dia nentiny nanatona koa ny ondrilahy anankiray, dia ny ondrilahy fanokanana; ary Arona sy ny zanany dia nametraka ny tànany tamin'ny lohan'ny ondrilahy.