Leviticus 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanatoniny koa ireo zanak’i Arona ka nohosoran’i Mosesy ra ny ravin-tsofiny havanana sy ny ankiben-tanany havanana ary ny ankiben-tongony havanana; dia nofafazan’i Mosesy ny ra sisa ny manodidina ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanatoniny koa ny zanak’i Aarôna, dia notentenany ra ny tendron-dravin-tsofin’izy ireo ankavanana, ny ankiben-tanany havanana, ary ny ankiben-tongony havanana, vao naidiny manodidina ny ôtely ny ra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’i Mosesy nanatona koa ny zanakalahin’i Aharôna, ka samy notentenany ra ny tendron’ny ravin-tsofiny ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana; ny ra sisa kosa nafafin’i Mosesy manodidina tamin’ny lafin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny nanatona koa ny zanak'i Arona, ka notentenan'i Mosesy ny rà ny tendron'ny ravin-tsofiny ankavanana sy ny ankihiben-tànany ankavanana ary ny ankihiben-tongony ankavanana; ary ny rà sisa dia natopin'i Mosesy manodidina tamin'ny lafin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanatoniny koa ireo zanak’i Arona ka nohosoran’i Mosesy ra ny ravin-tsofiny havanana sy ny ankiben-tanany havanana ary ny ankiben-tongony havanana; dia nofafazan’i Mosesy ny ra sisa ny manodidina ny alitara.
malagasy