Leviticus 8:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalainy ny jaborany sy ny hofany, ny taovany rehetra, ny ila atiny lehibe, ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy ary ny feny havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany nalainy ny sabora, ny hofany, ny sabora saron-tsinainy rehetra, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny saborany ary ny feny havanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalainy ny tavin-kenan’ilay ondrilahy, izany hoe ny hofany sy ny jaboran-tsinainy rehetra ary ny ila atiny sy ny voany mbamin’ny fanomboany, ary nalainy koa ny feny ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nalainy ny hofany sy ny saborany, dia ny safodrorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamim'ny fonom-boany ary ny sorony ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalainy ny jaborany sy ny hofany, ny taovany rehetra, ny ila atiny lehibe, ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy ary ny feny havanana.
malagasy
Ary nalainy ny hofany sy ny saborany, dia ny safodrorohany sy ny ila-atiny lehibe sy ny voany roa mbamim'ny fonom-boany ary ny sorony ankavanana.