Leviticus 8:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalain’i Mosesy koa ny tratran’ilay ondry ka nataony fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO. Anjaran’i Mosesy avy amin’ny ondrilahy fanokanana io, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalain’i Môizy ny tratran’ny ondralahy fanokanana, ka nahevahevany ho fanatitra eo anatrehan’i Iaveh; io no anjaran’i Môizy araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalain’i Mosesy koa ny tratran’ilay ondrilahy ary natolony tamin’ny TOMPO ka nahevahevany teo anatrehany no fomba fanolotra azy: anjaran’i Mosesy, avy amin’ilay ondrilahy nanaovana ny sorona fanokanana, io tratran-kena io araka izay efa nandidian’ny TOMPO azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'i Mosesy koa ny tratran'ondry ka nahevahevany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah; anjaran'i Mosesy avy amin'ny ondrilahy fanokanana izany, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalain’i Mosesy koa ny tratran’ilay ondry ka nataony fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO. Anjaran’i Mosesy avy amin’ny ondrilahy fanokanana io, araka izay nandidian’NY TOMPO azy.
malagasy