Leviticus 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia vorio ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka vorio ny fiangonana rehetra, ho eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vorio koa ny Israelita rehetra ho tafangona eo anoloan’io toerana io.
Malagasy Bible 1865
Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia vorio ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ny fiangonana manontolo.
malagasy
Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.