Leviticus 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nakan’i Mosesy ny diloilo fanosorana sy ny ra izay teo ambonin’ny alitara ka nafafiny tamin’i Arona sy ny fitafiany, ary tamin’ireo zanany sy ny fitafian’izy ireo koa; dia nanamasina an’i Arona sy ny fitafiany ary ireo zanany sy ny fitafian’ireo zanany koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nakan’i Môizy ny diloilo fanosorana sy ny ra teo ambonin’ny ôtely, nafafiny tamin’i Aarôna sy tamin’ny fanamiany, ary tamin’ireo zanak’i Aarôna sy tamin’ny fanamiany, ka nohamasininy avokoa i Aarôna sy ny fanamiany, ary koa ny zanany sy ny fanamiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nangalan’i Mosesy ny menaka fanosorana sy ny ra izay teo ambonin’ny alitara, dia nafafiny tamin’i Aharôna sy ny zanany ary koa tamin’ny fanamiany ka samy voatokana ho an’Andriamanitra i Aharôna sy ny zanany mbamin’ny fanamiany.
Malagasy Bible 1865
Ary nangalan'i Mosesy ny diloilo fanosorana sy ny rà izay teo ambonin'ny alitara ka nafafiny tamin'i Arona sy tamin'ny fitafiany ary tamin'ny zanany sy tamin'ny fitafian'ny zanany koa; dia nanamasina an'i Arona sy ny fitafiany ary ny zanany sy ny fitafian'ny zanany koa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nakan’i Mosesy ny diloilo fanosorana sy ny ra izay teo ambonin’ny alitara ka nafafiny tamin’i Arona sy ny fitafiany, ary tamin’ireo zanany sy ny fitafian’izy ireo koa; dia nanamasina an’i Arona sy ny fitafiany ary ireo zanany sy ny fitafian’ireo zanany koa izy.
malagasy