Leviticus 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay sisa amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dory amin’ny afo izay sisa tsy lany amin’ny hena sy ny mofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay sisa tsy lany amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay sisa amin'ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay sisa amin’ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin’ny afo.
malagasy
Ary izay sisa amin'ny hena sy ny mofo dia hodoranareo amin'ny afo.