Leviticus 8:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana hafitoana ianareo, mandra-pahatapitra ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana ianareo, mandritra ny hafitoana, dia mandra-pahatapitra ny andro fanokanana anareo, fa haharitra hafitoana ny fanokanana anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ianareo mandritra ny fito andro, izany hoe mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo, satria haharitra fito andro ny fanokanana anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hiala eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hafitoana ianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hiala eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana hafitoana ianareo, mandra-pahatapitra ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.
malagasy
Ary tsy hiala eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana hafitoana ianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.