Leviticus 8:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny efa natao androany no nandidian’NY TOMPO hatao mba hanaovana fanavotana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao atao anio izao, dia nodidian’i Iaveh hatao mandritra ny hafitoana hanaovana ny fanonerana ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny efa natao androany no voadidin’ny TOMPO hatao, mba hahazoanareo famelan-keloka.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny efa natao androany no nandidian'i Jehovah hatao, hanaovana fanavotana ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny efa natao androany no nandidian’NY TOMPO hatao mba hanaovana fanavotana ho anareo.
malagasy
Tahaka ny efa natao androany no nandidian'i Jehovah hatao, hanaovana fanavotana ho anareo.