Leviticus 8:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notanterahin’i Arona sy ireo zanany izay rehetra nandidian’NY TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Aarôna sy ny zanany ny zavatra rehetra nandidian’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’i Aharôna sy ny zanany avokoa ny fepetra efa nandidian’ny TOMPO azy tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Arona sy ny zanany izay rehetra efa nandidian'i Jehovah ka nampilazainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notanterahin’i Arona sy ireo zanany izay rehetra nandidian’NY TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.
malagasy
Dia nataon'i Arona sy ny zanany izay rehetra efa nandidian'i Jehovah ka nampilazainy an'i Mosesy.