Leviticus 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh azy, ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana ny fiangonana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy ka tafangona teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ny Israelita;
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy nanao araka izay nandidian'i Jehovah azy; dia vory teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny fiangonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana.
malagasy
Ary Mosesy nanao araka izay nandidian'i Jehovah azy; dia vory teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny fiangonana.