Leviticus 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Mosesy tamin’ny fiangonana: Izao no raharaha nandidian’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy i Môizy tamin’ny fiangonana; «Izao no nasain’i Iaveh atao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nolazain’i Mosesy azy ny raharaha nasain’ny TOMPO hataon’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'ny fiangonana: Izao atao izao no raharaha izay nandidian'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Mosesy tamin’ny fiangonana: Izao no raharaha nandidian’NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'ny fiangonana: Izao atao izao no raharaha izay nandidian'i Jehovah.