Leviticus 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampanatonin’i Mosesy i Arona sy ireo zanany ka nampandroiny tamin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’i Môizy nanatona i Aarôna sy ny zanany, ka nodioviny tamin’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampanatonin’i Mosesy i Aharôna sy ny zanany ka nampandroiny tamin’ny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary Arona sy ny zanany dia nentin'i Mosesy nanatona ka nampandroiny tamin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampanatonin’i Mosesy i Arona sy ireo zanany ka nampandroiny tamin’ny rano.
malagasy
Ary Arona sy ny zanany dia nentin'i Mosesy nanatona ka nampandroiny tamin'ny rano.