Leviticus 8:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny saron-tratra dia nataony taminy ka nataony tao ny Orima sy ny Tomima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetany taminy ny saron-tratra, ary nakambany tamin’ny saron-tratra ny Orima sy ny Tomima,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia napetany taminy koa ny saron-tratra ka nasitriny tao ny Orîma sy ny Tomîma.
Malagasy Bible 1865
Ary ny saron-tratra dia nataony taminy, ka nataony tao ny Orima sy ny Tomima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny saron-tratra dia nataony taminy ka nataony tao ny Orima sy ny Tomima*.
malagasy
Ary ny saron-tratra dia nataony taminy, ka nataony tao ny Orima sy ny Tomima.