Leviticus 8:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony teo an-dohany ny fehiloha sy ny takela-bolamena, ilay diadema masina, dia nataony teo anoloana amin’ny fehiloha, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nasatrony ny lohany ny hamama, dia nataony teo anoloan’ny hamama ny takela-bolamena, ilay diadema masina, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrany teo an-dohany kosa ny lamba satro-doha; ary napetrany teo anoloan’ilay satro-doha ny takela-bolamena, marika famantarana fa voatokana ho an’ny TOMPO i Aharôna, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hamama dia nataony teo an-dohany; ary ny takela-bolamena, ilay diadema masina, dia nataony teo anoloana amin'ny hamama, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony teo an-dohany ny fehiloha sy ny takela-bolamena, ilay diadema masina, dia nataony teo anoloana amin’ny fehiloha, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.
malagasy
Ary ny hamama dia nataony teo an-dohany; ary ny takela-bolamena, ilay diadema masina, dia nataony teo anoloana amin'ny hamama, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.