Leviticus 9:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahavalo dia nampiantso an’i Arona sy ireo zanany ary ny loholon’ny Israely i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby amin’ny andro fahavalo, nampanalain’i Môizy i Aarôna sy ny zanany ary ny loholon’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahavalo, dia nampanalain’i Mosesy i Aharôna sy ny zanany ary ny loholon ’i Israely,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahavalo Mosesy dia nampaka an'i Arona sy ny zanany ary ny loholon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahavalo dia nampiantso an’i Arona sy ireo zanany ary ny loholon’ny Israely i Mosesy.
malagasy
[Ny nanombohan'i Arona sy ny zanany ny raharahany] Ary tamin'ny andro fahavalo Mosesy dia nampaka an'i Arona sy ny zanany ary ny loholon'ny Isiraely.