Leviticus 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny jaborany sy ny voany roa ary ny ila atiny lehibe avy tamin’ny fanatitra fanadiovana dia nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodorany hanetona teo ambonin’ny ôtely ny saborany, ny voany, ny saboran’atiny, tamin’ny sorona noho ny ota, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny jaborany kosa sy ny voany roa ary ny ila atiny, avy tamin’ilay sorona fanalana ny ota, dia nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy;
Malagasy Bible 1865
fa ny saborany sy ny voany roa ary ny ila-atiny lehibe avy tamin'ny fanatitra noho ny ota dia nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara, araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny jaborany sy ny voany roa ary ny ila atiny lehibe avy tamin’ny fanatitra fanadiovana dia nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy;
malagasy
fa ny saborany sy ny voany roa ary ny ila-atiny lehibe avy tamin'ny fanatitra noho ny ota dia nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara, araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy;