Leviticus 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby kosa ny hena sy ny hoditra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny nofony aman-kodiny kosa, nodorany tamin’ny afo tany ivelan’ny toby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny hena sy ny hoditra kosa nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby.
Malagasy Bible 1865
ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin'ny afo teny ivelan'ny toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby kosa ny hena sy ny hoditra.
malagasy
ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin'ny afo teny ivelan'ny toby.