Leviticus 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanatitra dorana manontolo voatetika, mbamin’ny lohany, dia natolotr’ireo azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotr’ireo azy indray, ny sorona dorana voatetika, mbamin’ny lohany, dia nodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny sorona dorana manontolo voarasa sy ny lohany dia natolotr’ireo azy tsirairay, ka nodorana hanetona teo ambonin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanatitra dorana mbamin'ny lohany dia natolotr'ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanatitra dorana manontolo voatetika, mbamin’ny lohany, dia natolotr’ireo azy ka nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara.
malagasy
Ary ny fanatitra dorana mbamin'ny lohany dia natolotr'ireo azy tsirairay araka ny nandrasàna azy ka nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara.