Leviticus 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosasany ny taovany sy ny tongony ka nodorany ho fofona niaraka tamin’ny fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny alitara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nosasany ny tsinainy aman-tongony, dia nodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely tambonin’ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voasasan’i Aharôna koa ny tsinainy sy ny tongony, dia nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara niaraka tamin’ny sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanasa ny taovany sy ny tongony izy, dia nandoro ireo ho fofona niaraka tamin'ny fanatitra dorana teo ambonin'ny alitara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosasany ny taovany sy ny tongony ka nodorany ho fofona niaraka tamin’ny fanatitra dorana manontolo teo ambonin’ny alitara.
malagasy
Ary nanasa ny taovany sy ny tongony izy, dia nandoro ireo ho fofona niaraka tamin'ny fanatitra dorana teo ambonin'ny alitara.