Leviticus 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nanolotra ny fanatitra dorana manontolo izy ka nataony araka ny fanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolony koa ny sorona dorana, ary novonoiny araka ny fomba fanaovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natolony koa ny ombilahikely sy ondrilahikely ho sorona dorana manontolo ka nataony araka ny fomba fanao.
Malagasy Bible 1865
Dia nanatitra ny fanatitra dorana izy ka nanao azy araka ny fanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nanolotra ny fanatitra dorana manontolo izy ka nataony araka ny fanao izany.
malagasy
Dia nanatitra ny fanatitra dorana izy ka nanao azy araka ny fanao.