Leviticus 9:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noentiny nanatona koa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ka nakany eran’ny tanana ila dia nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara izany, ho fanampin’ny fanatitra dorana manontolo amin’ny maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary natolony ny fanatitra; nakany eran-tanana ila, nodorany ambonin’ny ôtely fanampin’ny sorona dorana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia natolony ny fanatitra lafarinina ka nangalany eran-tanan’ila izay nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara ankoatra ny sorona dorana manontolo fanolotra isa-maraina.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny nanatona koa ny fanatitra hohanina ka nangalany eran-tànan-ila, dia nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany, ho fanampin'ny fanatitra dorana maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noentiny nanatona koa ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ka nakany eran’ny tanana ila dia nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara izany, ho fanampin’ny fanatitra dorana manontolo amin’ny maraina.
malagasy
Dia nentiny nanatona koa ny fanatitra hohanina ka nangalany eran-tànan-ila, dia nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany, ho fanampin'ny fanatitra dorana maraina.