Leviticus 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’i Arona: Makà ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy ho fanatitra dorana manontolo, izay samy tsy misy kilema ka atero eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’i Aarôna: «Makà ianao zanak’omby tanora hatao sorona noho ny ota, sy ondralahy iray hatao sorona dorana izay samy tsy manan-kilema, ka atolory eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy izy tamin’i Aharôna: –Makà ianao ombilahikely anankiray hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy anankiray hatao sorona dorana manontolo, dia ombilahikely sy ondrilahikely izay samy tsy misy kilema, ka atero eo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'i Arona: Makà ombilahy kely ho anao hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy ho fanatitra dorana, izay samy tsy misy kilema, ka atero eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’i Arona: Makà ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy ho fanatitra dorana manontolo, izay samy tsy misy kilema ka atero eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Dia hoy izy tamin'i Arona: Makà ombilahy kely ho anao hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy ho fanatitra dorana, izay samy tsy misy kilema, ka atero eo anatrehan'i Jehovah.