Leviticus 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny jaborany ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
napetrany teo ambonin’ny tratran’izy ireo ny saborany; dia nodoran’i Aarôna hanetona eo ambonin’ny ôtely ny sabora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia napetraka teo ambonin’ny tratran’ireo sorom-pihavanana ireo avokoa ny taviny, vao nodorana teo ambonin’ny alitara;
Malagasy Bible 1865
dia napetrany teo ambonin'ny tratran'ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia napetrany teo ambonin’ny tratran’ireo ny jaborany ary nodorany ho fofona teo ambonin’ny alitara;
malagasy
dia napetrany teo ambonin'ny tratran'ireo ny saborany, ary nodorany ho fofona teo ambonin'ny alitara izany;