Leviticus 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilazao ny Zanak’Israely hoe: Makà osilahy hatao fanatitra fanadiovana, ombilahy kely sy zanak’ondry, izay samy iray taona sady samy tsy misy kilema, hatao fanatitra dorana manontolo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mitenena amin’ny zanak’i Israely lazao hoe: Makà ianareo osy lahy iray, hatao sorona noho ny ota; ary zanak’omby iray, sy zanak’ondry iray, samy efa iray taona sy tsy misy kilema avy, hatao sorona dorana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia ny Israelita no ilazao hoe: «Makà ianareo osilahy anankiray hatao sorona fanalana ny ota; makà ombilahikely sy ondrilahikely anankiray avy, samy iray taona sady tsy misy kilema, mba hatao sorona dorana manontolo;
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely dia ilazao hoe: Makà osilahy hatao fanatitra noho ny ota sy ombilahy kely ary zanak'ondry, izay samy iray taona sady samy tsy misy kilema, hatao fanatitra dorana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilazao ny Zanak’Israely hoe: Makà osilahy hatao fanatitra fanadiovana, ombilahy kely sy zanak’ondry, izay samy iray taona sady samy tsy misy kilema, hatao fanatitra dorana manontolo,
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely dia ilazao hoe: Makà osilahy hatao fanatitra noho ny ota sy ombilahy kely ary zanak'ondry, izay samy iray taona sady samy tsy misy kilema, hatao fanatitra dorana,