Leviticus 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
omby sy ondrilahy hatao fanati-pihavanana, hovonoina ho fanatitra eo anatrehan’NY TOMPO, ary fanatitra avy amin’ny zavamaniry voaharo diloilo; fa anio no hisehoan’NY TOMPO aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
omby iray sy ondralahy iray hatao sorom-pihavanana, hovonoina eo anatrehan’i Iaveh, ary fanatitra voaharo diloilo. Fa hiseho aminareo anio i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary makà ombilahy sy ondrilahy anankiray avy mba hovonoina ho sorom-pihavanana eo anatrehan’ny Toeramasin’ny TOMPO, miaraka amina fanatitra lafarinina voaharo menaka; fa anio no hisehoan’ny TOMPO aminareo».
Malagasy Bible 1865
ary omby sy ondrilahy hatao fanati-pihavanana, hovonoina ho fanatitra eo anatrehan'i Jehovah, ary fanatitra hohanina voaharo diloilo; fa anio no hisehoan'i Jehovah aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
omby sy ondrilahy hatao fanati-pihavanana, hovonoina ho fanatitra eo anatrehan’NY TOMPO, ary fanatitra avy amin’ny zavamaniry voaharo diloilo; fa anio no hisehoan’NY TOMPO aminareo.
malagasy
ary omby sy ondrilahy hatao fanati-pihavanana, hovonoina ho fanatitra eo anatrehan'i Jehovah, ary fanatitra hohanina voaharo diloilo; fa anio no hisehoan'i Jehovah aminareo.