Leviticus 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy: «Ataovy izay nandidian’i Iaveh anareo, ka hiseho aminareo ny voninahitr’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo, ka ataovy; dia hiseho aminareo ny voninahitry ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian'i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian’NY TOMPO, koa tanteraho izany, dia hiseho aminareo ny voninahitry NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy Mosesy: Izao no zavatra izay nandidian'i Jehovah, koa ataovinareo, dia hiseho aminareo ny voninahitr'i Jehovah.