Leviticus 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona ny alitara i Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana izay an’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona ny ôtely i Aarôna, namono ny zanak’omby hatao sorona noho ny ota, hatolotra ho an’ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona ny alitara i Aharôna ka namono ny ombilahikely hatao fanalana ny ota ho an’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona ny alitara Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona ny alitara i Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra fanadiovana izay an’ny tenany.
malagasy
Dia nanatona ny alitara Arona ka namono ny ombilahy kely hatao fanatitra noho ny ota, izay ho an'ny tenany.