Luke 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka rehetra dia nitoetra teo ivelany nivavaka tamin’ny ora fandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny vahoaka rehetra dia tao alatrano no nivavaka, tamin’ny ora fanolorana ny emboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivavaka teo ivelany kosa ny vahoaka rehetra nandritra ny fotoana nandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra nitoetra teo ivelany nivavaka tamin'ny ora fandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka rehetra dia nitoetra teo ivelany nivavaka tamin’ny ora fandoroana ny ditin-kazo manitra.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra nitoetra teo ivelany nivavaka tamin'ny ora fandoroana ny ditin-kazo manitra.