Luke 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy anjelin’ny Tompo niseho taminy teo ankavanan’ny alitara fandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy Anjelin’ny Tompo niseho taminy, nitsangana teo ankavanan’ny ôtely fanolorana ny emboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy anjeli n’ny Tompo niseho tamin’i Zakarià sady nijoro teo ankavanan’ny alitara fandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy teo an-kavanan'ny alitara fandoroana ny ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy anjelin’ny Tompo niseho taminy teo ankavanan’ny alitara fandoroana ny ditin-kazo manitra.
malagasy
Ary nisy anjelin'ny Tompo niseho taminy teo an-kavanan'ny alitara fandoroana ny ditin-kazo manitra.