Luke 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria fa efa nohenoina ny fangatahanao, koa i Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao ary Jaona no hataonao anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny Anjely taminy. «Aza matahotra, ry Zakaria, fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka i Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Joany no hataonao anarany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ilay anjely taminy: –Aoka izay ny tahotra, ry Zakarià, fa efa nohenoin’Andriamanitra ny vavakao: Hiteraka zazalahy aminao i Elizabeta vadinao. I Jôhany no hataonao anarany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria; fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Jaona no hataonao anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria fa efa nohenoina ny fangatahanao, koa i Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao ary Jaona no hataonao anarany.
malagasy
Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria; fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Jaona no hataonao anarany.