Luke 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin’ny hahaterahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho faly sy ho ravo ianao, ary maro koa no ho faly amin’ny hahaterahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faly sy ravo ianao ary ny besinimaro koa ho faly amin’ny hahaterahany!
Malagasy Bible 1865
Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin'ny hahaterahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin’ny hahaterahany.
malagasy
Ary ho faly sy ho ravoravo ianao; ary maro no hifaly amin'ny hahaterahany.